ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 168



                                               

Brussel

Brussel sy renivohitry ny Union Européenne. Tanàna ny fikambanana maro, izy no fototran i governemanta sy ny parlemanta ny entités fédérées ny tany belziana ; izy no fototran i fikambanana iraisam-pirenena maro, ao koa ny OTAN.

                                               

Prague

50.08167°N 14.41633°E  / 50.08167; 14.41633 {{infobox tanàna |tanàna=Prague |firenena=Repoblika Tseka |isam-ponina=1262106 |velarantany= |benny tanàna=Tomáš Hudeček Error on call to template:cite web: Parameters url and title must be specified. ...

                                               

Taonan

I Taonan dia tanàna iray ao aminny faritanini Jilin, ao aminny Repoblika Entim-bahoakani Sina. Ny isam-poninilay tanàna dia tsy fantatra mponina.

                                               

Concepción

Nanomboka taminny taonjato faha 16 taoriani J.K ny tantarani Concepción. Noforonini Pedro de Valdivia taminny 1550 ilay tanàna, eo aminny misy ani Penco ankehitriny.

                                               

Damaskôsy

I Damaskôsy na Damasy dia renivohitr i Siria sady tanàna lehibe indrindra ao Siria. Izy koa no tanàna antitra indrindra mbola ipetrahan ny mponina. Misy mponina 2.6 tapitrisa izy tamin ny taona 2004. Atao hoe مشق / Dimashq, izy amin ny teny arabo ...

                                               

Taipei

I Taipei dia tanàna ary renivohini Taiwan. Misy olona 2.630.515 no miaina tany taminny 2008. Io ny renivohitra ara-pôlitika sy ara-toe-kareni nosy ny Taiwan.

                                               

Bangkok

aminny fiteny thai: กรุงเทพ มหานคร อมรรัตนโกสินทร์ มหินทรายุธยา มหาดิลกภพ นพรัตน์ราชธานีบุรีรมย์ อุดมราชนิเวศน์มหาสถาน อมรพิมานอวตารสถิต สักกะทัตติยะวิษณุกรรมประสิทธิ์ raha ovaina aminny soratra latina: Krung Thep mahanakhon bowon rattanakosine m ...

                                               

Soson-drivotra afovoany

Ny soson-drivotra afovoany dia ampahany aminny soson-drivotry ny Tany. Izy io dia eo anelanelanny soson-drivotra ambany ary ao ambaninny sosom-pana. Eto an-tany, ny soson-drivotra afovoany dia manomboka aminny haavo 50 km hatraminny haavo 90 km. ...

                                               

Soson-drivotra ambany

Ny soson-drivotra ambany dia ny soson-drivotra faharoanny soson-drivotry ny tany, izay any ambaninny soson-drivotra afovoany ary ao amboninny sosom-pikoriana. Ny mahasamihafa ny soson-drivotra ambany sy ny sosom-pikoriana dia ny fiakaranny mari-p ...

                                               

FM Kita

FM Kita dia onjam-peom-pikambanana manely ao Osaka, Japana. Ny solonanaranio onjam-peo io dia "Umeda FM Be Happy 78.9"

                                               

Firaisanny Repoblika Sosialista Sovietika

Ny Firaisan ny Repoblika Sôsialista Sôvietika, na Firaisana Sôvietika dia Fanjakana federaly, nahitana repoblika sôsialista sôvietika 15, izay nisy nanomboka tamin ny 30 Desambra 1922 hatramin ny fanjavonany tamin ny 26 Desambra 1991. Môskoa no r ...

                                               

Kôsta Rika

Ny Kosta RiKa na Repoblikani Kosta Rika, dia fireneni Amerika Latina voafaritry ny Nicaragua any Avaratra, ny Panama any atsimo atsinanana, ny Ranomasimbe Pasifika any Andrefana asy ny ranomasina Karahiba any atsinanana. I Kosta Rika no firenena ...

                                               

Amerikanina

Ny Amerikana na lazaina hoe, dia ireo olona mipetraka na monina ka mizaka zom-pirenena Etazonia, ary ny teny anglisy ao Etazonia no ampiasainizy reo. Taminny taon-jato faha XVIII, Amerindiana na no niantsoina vahoaka amerikanina voalohany. Mizara ...

                                               

Denver

Denver dia renivohitri Colorado, etazonia. Izy no tanàna ngeza indrindra any Colorado, ny tanànan-dehibeni Denver dia miisa 2.9 tapitrisa. Any ampivoany-andrefani Etazonia Denver, aminny lohasaha ny South Platte, any andrefanny Tany Lemaka, 30 ki ...

                                               

Frantsa Vao

I Frantsa Vao dia anarana anononana ireo zanatany frantsay tao Amerika Avaratra nanomboka taminny taonjato faha 17 hatraminny taonjato faha 18. Io ilay atao hoe Frantsa Vao io dia nosarahana ho faritra telo. Ny faritra Avaratra dia mitondra anara ...

                                               

Iron Man

Ny Vy ny Olona no ho anny olo-mahery sy ny olo-eponymous tantara an-tsary Gaga. Namorona ny Stan Lee, Larry Lieber, Jack Kirby, ary Aza Milay. Nivoaka voalohany tao aminny Martsa 1963 aminny resaka Tantara ny Suspence #39.

                                               

Oklahoma City

Ny Oklahoma City dia renivohitra ny Oklahoma, any Etazonia Taminny fanisana taminny taona 2010, nisy olona 579 999 mahery tany, Oklahoma City no tanàna lehibe indrindra any Oklahoma, aoriani ny Tulsa, Norman, Broken Arrow, sy Lawton.

                                               

Providence, Rhode Island

Ny Providence dia renivohitra ny Rhode Island, any Etazonia Taminny fanisana taminny taona 2010, nisy olona 178 042 mahery tany, Providence no tanàna lehibe indrindra any Rhode Island, aoriani ny Warwick, Cranston, Pawtucket, sy East Providence.

                                               

Salt Lake City, Utah

Ny Salt Lake City dia renivohitra ny Utah, any Etazonia Taminny fanisana taminny taona 2009, nisy olona 186 440 mahery tany, Salt Lake City no tanàna lehibe indrindra any Utah, aoriani ny Houston, San Antonio, Dallas, Fort Worth sy El Paso.

                                               

San Jose, California

San Jose dia tanàna any andrefani Etazonia. Any atsimonny helodrano ny San Francisco, any Kalifornia. Faha telo aminny tanànan-dehibe ny Kalifornia ny tanànanny San Jose, ary izy ny renivohitri kaontia ny Santa Clara. Izy no tanàna ngeza indrindr ...

                                               

Santa Fe, New Mexico

Ny Santa Fe dia renivohitra ny New Mexico, any Etazonia Taminny fanisana taminny taona 2010, nisy olona 67 947 mahery tany, Santa Fe no tanàna lehibe indrindra any New Mexico, aoriani ny Albuquerque, Las Cruces, Rio Rancho sy Roswell.

                                               

Trenton, New Jersey

Ny Trenton dia renivohitra ny New Jersey, any Etazonia Taminny fanisana taminny taona 2010, nisy olona 84 913 mahery tany, Trenton no tanàna lehibe indrindra any New Jersey, aoriani ny Newark, Jersey City, Paterson sy Elizabeth.

                                               

Haitỳ

I Haitỳ, na Repoblikani Haitỳ, dia firenenny Antila Be maka ny ampatelo andrefanny Nosy Hispaniola. Ny renivohiny dia Port-au-Prince. Niisa 8.3 tapitrisa ny isam-ponina tany Haitỳ taminny 2005. Lasa repoblika mainty manam-pahaleovantena voalohany ...

                                               

Horohorontany any Haiti taminny 26 Janoary 2010

Ny horohorontany tany Haiti taminity 2010 ity dia horohorontany avy aminny hodi-tany mirefy 7.0 - 7.3 aminny maridrefy Richter nitranga taminny 12 Janoary 2010 taminny 4 ora hariva 53 minitra, orana an-toerana. Ny anivonilay horohorontany dia 25 ...

                                               

Ontario

Ny Ontario dia faritany kanadianina, izy no be olona indrindra any Kanada. Any ampovoany atsinanani Kanada no misy azy. Ny renivohiny dia Toronto, io koa no tanàna ngeza indrindra any Kanada. Any Ontario koa no misy ani Ottawa, renivohitri Kanada ...

                                               

Québec

Ny Quebec dia faritany miteny frantsay any atsinanani Kanada. Ny renivohiny dia Québec, kanefa Montréal ny metropole-ny. Voafaritra ny hoalani Ungava sy ny detroit-nny Hudson ny Quebec any avaratra, voafariry ny hoalani Hudson sy ny Ontario any a ...

                                               

Coahuila

Coahuila (aminny fiteny espaniola: Estado Libre y Soberano de Coahuila de Zaragoza dia faritany mizaka tena iray ao Meksika. Ny renivohiny dia Saltillo. Ny isam-poniny dia 2841657 mponina.

                                               

Durango

Durango (aminny fiteny espaniola: Estado Libre y Soberano de Durango dia faritany mizaka tena iray ao Meksika. Ny renivohiny dia Victoria de Durango. Ny isam-poniny dia 1667374 mponina.

                                               

Guerrero

Guerrero (aminny fiteny espaniola: Estado Libre y Soberano de Guerrero dia faritany mizaka tena iray ao Meksika. Ny renivohiny dia Chilpancingo de los Bravo. Ny isam-poniny dia 3442564 mponina.

                                               

Mexico City

 Mexico City (aminny fiteny espaniola: Ciudad de México City of Mexico dia faritany mizaka tena iray ao Meksika. Ny renivohiny dia Federal District. Ny isam-poniny dia 8864370 Metropolitan: 21.2 million mponina.

                                               

Oaxaca

Oaxaca (aminny fiteny espaniola: Estado Libre y Soberano de Oaxaca dia faritany mizaka tena iray ao Meksika. Ny renivohiny dia Oaxaca de Juárez. Ny isam-poniny dia 3866280 mponina.

                                               

Sonora

Sonora (aminny fiteny espaniola: Estado Libre y Soberano de Sonora dia faritany mizaka tena iray ao Meksika. Ny renivohiny dia Hermosillo. Ny isam-poniny dia 2755258 mponina.

                                               

Veracruz

Veracruz (aminny fiteny espaniola: Estado Libre y Soberano de Veracruz de Ignacio de la Llave dia faritany mizaka tena iray ao Meksika. Ny renivohiny dia Xalapa-Enríquez. Ny isam-poniny dia 7773408 mponina.

                                               

Fiteny rosiana

Ny fiteny rosiana dia fiteny slava tenenina eny amin ny firenen ny Firaisana Sovietika taloha. Ny fiteny rosiana dia manana sata ôfisialy any Rosia, Kazakstana, Kirgizistana, Belarosia. Na dia tsy manana sata ôfisialy aza izy, ampiasain ny firene ...

                                               

Mpanakantonny vahoakani Rosia

Olona Artist ani Rosia boninahitra ambony anaram-boninahitra ao aminny Federasiona Rosiana, dia nomena ho tena zava-bita eo aminny sehatry ny teatra, mozika, cirque, vaudeville sy ny sinema. Tafiditra ao aminny rafi-panjakana Premium ny Federasio ...

                                               

Rosia

Ny Rosia na ny Federasionani Rosia dia fanjakana federaly ary firenena ngeza indrindra eo an-tany, manana mponina miisa 142 tapitrisa any ho any araka ny fanisam-bahoanka natao taminny taona 2007. Misabaka eo amini Eorôpa jeografika sy i Azia ats ...

                                               

Albania

Raha zohina ny tantara, ny albanezy dia avy aminny iliriana, mponina indo-eoropeana nanorim-ponenana teny aminny morontsiraky ny ranomasina adriatika. Vokatry ny fivoarana ara-toe-karena noho ny firoborobonny taozavatra vita aminny vy, tany aminn ...

                                               

Fiteny alemàna

Ny fiteny alemàna dia isanireo fiteny indo-eoropeana ao aminny sampana andrefanireo fiteny jermanika. Noho izy io manana fitenim-paritra maro dia lasa fiteny-tafo ny fiteny alemàna. Atao hoe Deutsch, vakina hoe /ˈdɔʏtʃ, io fiteny io aminny fiteny ...

                                               

Gestapo

Ny Gestapo dia fanafohezana ny "Geheim StaatsPolizei", izay miaramila miafina alemaina alemanina, nampihorohoro tokoa taminny andronny fitondrana nazista notarihini Adolf Hitler. Hermann Goering no nanangana azy io taminny taona 1933. Ny SS no ta ...

                                               

Uetersen

Tanàna ao atsimo atsinanani Alemaina i Uetersen, eo anelanelani Hamburg tandrifinny renirano Uetersena. Misy mponina manodidina ny 17.800 ny tanàna.

                                               

Aotrisy

Ny Aotrisy na Repoblikan’ Aotrisy, dia firenena any eoropa ampivoany, tsy manana amorontsiraka, voafaritry n Soisa sy ny Liechtenstein any andrefana, ny Italia sy ny Slovenia any atsimo, ny Hongaria sy ny Slovakia any atsinanana ary ny Alemaina a ...

                                               

Belzika

I Belzika dia firenena eoropeanina. Ny renivohitri Belzika dia Bruxelles. Ny vola miasa anatinny taninny Belzianina dia ny Euro soratana €

                                               

Vlamertinge

Vlamertinge dia tanàna ao aminny faritanini Vlamertinge, ao aminny faritra Vlamertinge, any andrefani Frantsa. Ypres, eo aminny làlambe N38 mankany Poperinge any aminny manodidina. Ankoatra ny ivoni Ypres, ny Vlamertinge no tanàna lehibe indrindr ...

                                               

Arcos de Jalón

Arcos de Jalón dia tanàna any Espaina. Io tanàna io dia ao aminny faritani Soria, ao aminny faritra mizaka-tenani Kastila. Eo anivon Espaina any Eoropa atsimo no misy azy, ary io tanàna io dia anisanny mionisipalitenny faritani Soria.

                                               

Barca

Barca dia tanàna any Espaina. Io tanàna io dia ao aminny faritani Soria, ao aminny faritra mizaka-tenani Kastila. Eo anivon Espaina any Eoropa atsimo no misy azy, ary io tanàna io dia anisanny mionisipalitenny faritani Soria.

                                               

Deza

Deza dia tanàna any Espaina. Io tanàna io dia ao aminny faritani Soria, ao aminny faritra mizaka-tenani Kastila. Eo anivon Espaina any Eoropa atsimo no misy azy, ary io tanàna io dia anisanny mionisipalitenny faritani Soria.

                                               

Departemanta

Ny departemanta dia fizarana ny tanim-pirenena ao aminny firenena iray. Ireo firenena izay mampiasa ny teny hoe departemanta aminizao fotoana dia na zana-tany frantsay taloha na firenena any Amerika Latina. Ny departemanta koa dia fizarana ara-mi ...

                                               

Faritra frantsay

Ny faritra, any Frantsa, dia fizarana ara-taninny Repoblika Frantsay. Ny isanizy ireo dia fito ambinny roapolo, faritany ary departemanta andafy efatra, fivondronana izay tsy mitondra ny sata ofisialim-paritra fa manana sata mitovitovy: ny fitond ...

                                               

Fiteny frantsay

Ny fiteny frantsay dia fiteny ao aminny vondronny fiteny rômana tenenina any Frantsa sy any ampitan-dranomasina aza sy any Belzika any Valônia ary any Bruxelles, any Monaco, any Kanada ary any Soisa rômanda anisanny teny ofisialini Soisa ny fiten ...

                                               

Pôlinezia

I Pôlinezia dia faritra ao atsinanan i Ôseania izay ahitana nosy maro dia maro. Ny nosy sy ny tamba-nosy mamaritra ny sisiny dia ny tambanosin i Hawaii ary avaratra, ny Nosin ny Paska any atsinana ary Zelanda Vaovao any andrefana. Avy amin ny ten ...

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →