ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 7



                                               

Maromiantoana

Aminny matematika, ny maromiantona dia fitambarana lanjanisa tsimiova ary miova voatoraka, izay mampiasa ny fifanampiana, fifanalana, fifampitomboana na fanainga. Azo soratana ho fitambaranny tokamiantoana ireo maromiantoana araky ny fanoratana m ...

                                               

Tana

Ny tana dia ny tsipika avy eo afovoanny faribolana mankany aminny hodidiny. Araka izany, ny tananny bola dia ny tsipika avy eo aminny afovoanilay bola mankany aminny velarany. Ny fifandrasana ara-drefinny tanam-paribolana aminny hodidiny dia: r = ...

                                               

Empira Jermanika Masina

Ny Empira Jermanika Masina na Empira Romana Masina na Firenena Jermanika na Empira Masina Rômana Jermanika Heiliges Römisches Reich Deutscher Nation aminny teny alemàna, Sacrum Romanorum Imperium Nationis Germanicæ aminny teny latina dia firaisan ...

                                               

Empira Rômana

Ny Empira Rômana dia ny empira lehibe indrindra taminny Andro Taloha. Ny renivohiny dia i Rôma ary mifototra aminny tany manodidinny Ranomasina Mediteranea ilay empira. Nitoetra nanomboka taminny 27 tal. J.K. hatraminny fanonganana ny emperora fa ...

                                               

Ada Lovelace

Ada Lovelace dia mpanao matematika, mpanoratra rindrankajy, Poeta, mpahay kajimirindra, injeniera, mpahay siansa mizaka ny zom-pireneni Fanjakana Mitambatra teraka ny 10 Desambra 1815 tao London ary maty ny 27 Novambra 1852 tao London

                                               

Manuel Prado Ugarteche

Manuel Prado Ugarteche dia mpanao politika, injeniera sivily, mpanao matematika mizaka ny zom-pireneni Però teraka ny 21 Aprily 1889 tao Lima ary maty ny 15 Aogositra 1967 tao Paris

                                               

Pitagôra

I Pitagôra dia mpanitsy fivavahana sy filôzôfa presôkratika tao Grisia taminny Andro Taloha izay mety teraka tokony taminny taona 580 tal. J.K. tao Samôsy, izay nosy ao aminny Ranomasina Egea ao atsimoni tanànani Atenay. Taminny taona 495 tal. J. ...

                                               

Hairafibatana

Ny hairafibatana dia ny sampananny siansa mandalina ny firafitry ny vatanolombelona na ny vatan-javamananaina, aminny alalanny fandidiana ny fatinizy ireo. Ny tantaranny hairafibatana dia nanomboka taminny 1600 tal. J.K, rehefa nanomboka nandinik ...

                                               

Oranosy

Oranosy dia fajiry na planeta faha fitonny Masoandro. Faha telo aminny hangeza ary faha efatra aminny lanja. Avy aminny anarana grikanny Andriamanitry ny lanitra Oranosy ny anarany, ny ray Kronosy ary dadabeni Zeosy. I Oranosy no fajiry voalohany ...

                                               

Tany

Ny Tany dia ny planeta fahatelo raha ny elanelany amin’ny Masoandro no heverina ary izy irery ankehitriny no fantatra fa onenan-java-miaina eo amboniny. Ny tany dia niforona tamin’ny 4.5 lavitrisa taona lasa; anisan’ny planeta vato eto amin’ny Ra ...

                                               

Venosy

Venosy dia ny fajiry faharoa mihodikodina manodidinny Masoandro. Ny halavirany aminny masoandro dia 108 tapitrisa kilometatra. Noho ny hatevinny sosondrivony ary noho ny fahafahany mitazona ny hafanana, dia eo aminny 465°C hatraminny 490°C ny mar ...

                                               

Fetrani Oppenheimer

Aminny fizikan-kainkintana, ny fetrani Oppenheimer na Oppenheimer-Volkoff dia mamaritra ny lanja lehibe indrindra azo anananny kintana netirônina. Raha mihoatra izany sanda izany dia lasa mivadika lavaka mainty ilay zavatra. Ny sandanizany fetra ...

                                               

Lavaka mainty

Aminny fizikan-kainkintana, ny lavaka mainty dia zavatra ara-kainkintana hakitroka avo ka mahatonga ny zavatra rehetra, hatraminny hazavana, ho gadra tsy afaka miala aminilay zavatra. Ny zavatra toa izany dia tsy afaka mandefa na mitaratra hazava ...

                                               

Pleiada (kintana)

Ny Pleiada na tangorona M45 dia tangoron-kintana hita aminny ilabolantany roa, ao aminny fari-danitry ny Adaoro. Ny halaviranny tangoron-kintana amini Tany dia mbola iadian-kevitra, fa araka ny fomba fandrefesan-kalavirana samihafa ampiasaina dia ...

                                               

Rafi-masoandro

Ny rafi-masoandro na koa rafitry ny masoandro dia vondrom-pajiry ahitana kintana iray na maro, ny Masoandro. Ny rafitry ny masoandrontsika dia ahitana fajiry valo ary volana 175, fajiry madinika dimy ary zavatra madinika an-davitrisany.

                                               

Albert Einstein

Albert Einstein dia mpahay fizika, mpanao asa soratra, filôzôfy, Mpamorona, mpanoratra, mpahaikintana teraka ny 14 Martsa 1879 ary maty ny 18 Aprily 1955

                                               

B. R. Ambedkar

Bhimrao Ramji Ambedkar, fantatra ihany koa aminny hoe Dr. Babasaheb Ambedkar dia mpahay lalàna indianina, mpahay toekarena sy mpanao politika ary mpanao fanavaozana ara-tsosialy, izay nanentana ny hetsiky ny dalit bodista ary nanao fampielezan-ke ...

                                               

Dante Alighieri

Dante Alighieri dia Poeta, mpanoratra, mpanao politika, mpanao asa soratra, filôzôfy mizaka ny zom-pireneni Italia teraka ny 1 Janoary 1265 ary maty ny 14 Septambra 1321

                                               

Hippocrate

Hippocrates of Cos, teraka taminny taona 460 talohani JK tany aminny nosy Cos ary maty taminny 377 talohani JK. J. - C. in Larissa, dia dokotera grika taminny taonjato Pericles, fa filozofa koa, raisina ho toy ny "rainny fitsaboana". Nanangana ny ...

                                               

Johann Wolfgang von Goethe

Johann Wolfgang von Goethe dia mpanao politika, filôzôfy, Poeta, mpanoratra, mpahay fizika, mpanao asa soratra, mpanoratra tantara lava, mpanoratra tantara tsangana, mpanoratra ny tantaranny fiainany mizaka ny zom-pireneni Alemaina teraka ny 28 A ...

                                               

Kônfosiosy

I Kônfosiosy, na "Tompo Kong", dia filôzôfy sinoa teraka taminny 28 Septambra 551 tal. J.K. ary maty taminny taona 479 tal. J.K. Ny anany sy ny filôzôfiany dia nianjadina ny heritreritra sy ny fomba fiainanny Sinoa, ny Kôreana, ny Japôney ary ny ...

                                               

Leo Tolstoy

Leo Tolstoy dia mpanoratra, mpanoratra tantara tsangana, filôzôfy, mpanao asa soratra, mpanoratra tantara lava teraka ny 9 Septambra 1828 ary maty ny 20 Novambra 1910

                                               

Léon Trotski

Léon Trotski dia mpanao politika, mpanoratra ny tantaranny fiainany, filôzôfy mizaka ny zom-pireneni Firaisanny Repoblika Sosialista Sovietika teraka ny 7 Novambra 1879 ary maty ny 21 Aogositra 1940

                                               

Mao Zedong

Mao Zedong dia mpanao politika, Poeta, mpanoratra, mpanao asa soratra, filôzôfy mizaka ny zom-pireneni Repoblika Entim-bahoakani Sina, Taiwan teraka ny 26 Desambra 1893 tao Shaoshan ary maty ny 9 Septambra 1976 tao Beijing

                                               

Mosesy Maimonida

I Maimonida na Maimonidesy na Moshe ben Maimon na Mosesy Maimonida dia filôzôfy jiosy sy dokotera sy mpandinika nanana ny maha izy azy ao aminny jodaisma taminny Andro Antenantenany mizaka ny zom-pireneni Espaina teraka ny 1 Janoary 1138 ary maty ...

                                               

Parmenida

Parmenida na Parmenidesy dia filôzôfy, mpanao asa soratra teraka ny 26 Desambra 501 tal. J.K. ary maty taminny ny Janoary 450 tal. J.K. Atao hoe Παρμενίδης / Parmenídês izy aminny teny grika. Nanaraka ny fampinarana tao aminny sekolini Pitagôra i ...

                                               

Sun Yat-sen

Sun Yat-sen dia mpanao politika, Dokotera, filôzôfy mizaka ny zom-pireneni Taiwan, Etazonia teraka ny 12 Novambra 1866 ary maty ny 12 Martsa 1925 tao Beijing

                                               

William of Ockham

William of Ockham dia filôzôfy sy mpahay lôjika ary teôlôjiana anglisy, mizaka ny zom-pirenen ny Fanjakana Mitambatra, teraka tamin ny taona 1288 ary maty tamin ny 9 Avrily 1347, tao amin ny fikambanana fransiskana, izay azo heverina fa isan ny s ...

                                               

Fatapera sovoka

Ny fatapera sovoka dia ireo fatapera mandeha aminny alalanny angovonaratra izay manafana ny votoatim-patapera aminny alalanny rianaratri Foucualt, ka mampiasa ny atao hoe sovoka arakanjanandrianaratra

                                               

Taon-kazavana

Ny taon-kazavana dia refy iray miisa iray alina miliara kilometatra. Ny parsec, refy ampiasaina aminny hainkintana, dia mirefy 3.26 taonkazavana.

                                               

Afganistana

Ny Afganistana na Repoblika islamikani Afganistana, dia firenena any Azia Afovoany tsy manana morontsiraka mizara sisintany amini Pakistana, amini Tajikistana, amini Iran, amini Torkmenistana, amini Ozbekistana ary amini Sina. Ny fari-tany misy a ...

                                               

Afrika Atsimo

I Afrika Atsimo dia firenena ao amin ny faritra atsimoni Afrika. Mizara sisin-tany amin i Namibia, i Botsoana, i Zimbaboe, i Mozambika ary i Soazilandy izy. I Lesoto indray dia firenena rakotra tanteraka ao anatin i Afrika Atsimo. Miisa eo amin n ...

                                               

Aljeria

I Aljeria dia firenena any Afrika Avaratra, ao amin ny faritra atao hoe Maghreb. Ny renivohiny dia i Alger, any avaratr i Aljeria, eo amin ny morontsiraka Mediteraneanina. Manana vekaran-tany 2 381 741 km² i Aljeria. Izy no firenena ngeza indrind ...

                                               

Aostralia

I Aostralia, izay mitondra ihany koa ny anarana hoe Commonwealth an i Aostralia dia firenena ao amin ny ila-bolantany atsimo. Ao Ôseania, i Aostralia dia ny firenena lehibe indrindra ary be mponina indrindra. Ao amin ny Commonwealth an i Aostrali ...

                                               

Benîno

I Benîno na Beninto ny Repoblikan i Benîno dia firenena ao Afrika Andrefana, izay manana velaran-tany mirefy 114 764 km 2 sady manana halava mirefy 700 km, avy any amin ny renirano Niger ao avaratra mankany amin ny morontsiraka atlantika any atsi ...

                                               

Borondy

I Borondy dia firenena ao Afrika Afovoany. I Bujumbura no renivohiny. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. 27 834 km2 ny velaran-taniny ary 8 749 000 ny isan ny mponiny araka ny fanisana natao tamin ny taona 2012. Ny faritr ora dia +2. I ...

                                               

Brezila

Ny Brezila, na Repoblika Federalini Brezila, dia firenena ngeza indrindra ary mivelatra indrindra ani Amerika latina. Miaraka aminny velarantany 8 547 400 km² sy miaraka aminny isa-mponina maherinny 190 tapitrisa, io ny firenena fahadimy aminny l ...

                                               

Bôtsoana

Bôtsoana na Repoblikan i Bôtsoana dia firenena iray amin ny faritra atsimo ao Afrika. Mamaritra an i Bôtsoana ao avaratra sy ao andrefana i Namibia, ao avaratra i Zambia, ao atsinanana i Zimbaboe, ao atsimo-atsinanana sy ao atsimo i Afrika Atsimo ...

                                               

Ejipta

I Ejipta dia firenena ao amin ny faritra avaratra-atsinanan i Afrika. Ireo firenena manodidona azy dia Israely ao avaratra-atsinanana, Sodàna ao atsimo ary Libia ao andrefana. Manana morontsiraka amin ny ranomasina Mena izy ao atsinanana ary amin ...

                                               

Eritrea

I Eritrea dia firenena ao Afrika Atsinanana. I Asmara no renivohiny. Ao amin ny sisin ny faritry ny Tandrok i Afrika i Eritrea. Firenena mpifanolo-bodirindrina aminy ao atsimo i Jiboty, ao andrefana i Etiôpia ary ao avaratra i Sodàna. I Italia sy ...

                                               

Espaina

I Espaina dia firenena eoropeana ao aminny saikanosy Iberika, ao atsimoni Eoropa. Ny renivohiny dia i Madrid, ary ireo firenena manodidina azy dia i Frantsa ary Andôra any avaratra ary Pôrtogaly any andrefana. I Espaina no firenena lehibe indrind ...

                                               

Etiôpia

I Etiôpia dia firenena ao aminny Tandroki Afrika izay mifanila amini Eritrea ao avaratra, i Sômalia ao atsinanana atsimo atsinanana, i Sodàna ao avaratra andrefana, i Sodàna Atsimo ao andrefana atsimo andrefana, i Kenia ao atsimo ary i Jiboty ao ...

                                               

Fanjakana Mitambatra

Ny Fanjakana Mitambatra na Fanjakana Mitambatri Britaina sy Irlanda Avaratra, dia fanjakana mahaleotena ao Eoropa andrefana niorina taminny 1801. Ireo fanjakana nanorina ilay Fanjakana Mitambatra dia i Britaina Lehibe sy i Irlandy Avaratra. Sahab ...

                                               

Filipina

I Filipina na amin’ny anarany lava Repoblikan’i Filipina, na amin’ny fiteny tagalaogy Republika ng Pilipinas, na amin’ny fiteny anglisy, Republic of the Philippines, dia firenena iray eo amin’ny tambanosy miisa nosy 7 107 ary manana velarantany t ...

                                               

Finlandy

I Finlandy dia firenena any Eoropa Avaratra ao aminny Vondrona Eoropeana hatry ny taona 1995. Ny Finlandy dia manana amorontsiraka eo aminny ranomasina Baltika, indrindra eo aminn gôlfani Bôtnia ary ny gôlfani Finlandy any atsimo. Ny tany misy an ...

                                               

Frantsa

Frantsa na Repoblika Frantsay dia firenena mpikambana aminny Vondrona Eoropeana. Any Eoropa andrefana no misy azy. Manana zanatany maromaro i Frantsa, ny ngeza indrindra aminizy ireo dia i Guyane Française. Ny renivohiny, Paris, dia anisanny be m ...

                                               

Grisy

I Grisy na Grisia na Gresy na Repoblika Helenika dia firenena any Eorôpa Atsimo, firenena aminny farany atsimoni Balkana. Athina no renivohiny. Ny velarantani Grisy dia 131 957 km2, mizara sisintany amini Albania, Makedônia Repoblika Iogôslavani ...

                                               

Gabôna

I Gabôna dia firenena ao amin ny faritra afovoan i Afrika, izay misokatra any amin ny Ranomasimbe Atlantika, ka ny 3/4 amin ny velaran-taniny dia rakotra ala mikitroka. I Libreville no renivohiny. Mamaritra an i Gabôna avy ao avaratra-andefana i ...

                                               

Ginea

I Ginea dia firenena ao aminny faritra andrefani Afrika, antsoina koa hoe Ginea-Kônakry mba hanavahana azy amini Ginea-Bisao. I Conakry no renivohiny.

                                               

Ginea Ekoatôrialy

I Ginea Ekoatôrialy dia firenena ao aminny faritra afovoani Afrika, ao amin ny Hekodranon i Ginea ao amin ny Ranomasimbe Atlantika. I Malabo ao amin ny nosy Bioko no renivohiny. Ny tapak i Ginea Ekoatôrialy iray dia ao amin ny tanibe fa ny tapany ...

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →