ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 9



                                               

Pôrtogaly

I Pôrtogaly na Repoblikani Pôrtogaly dia firenena ao aminny faritra atsimoni Eoropa, ao aminny tapany andrefanny Saikanosy Iberika. Mizara sisin-tany amini Pôrtogaly ao avaratra sy atsinanany i Espaina; ary i Atlantika no mamaritra ny sisin-tanin ...

                                               

Repoblika Demôkratikani Kôngô

Ny Repoblika Demokratikan i Kôngô dia firenena ao amin ny faritr i Afrika afovoany. Izy no firenena ao Afrika ngeza indrindra eo aorian i Sodàna sy i Aljeria ; izy koa no firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra ao amin ny faritr i Afrika ...

                                               

Repoblika Entim-bahoakani Sina

Ny Repoblika Entim-bahoakan i Sina dia firenena any Azia atsinanana. Ny isan ny mponina ao aminy dia mihoatra ny 1.3 lavitrisa, 1/5 ny isan ny mponina eto an-tany, izy noho izany no firenena be olona indrindra eto an-tany. Hatry ny 1979, mba tsy ...

                                               

Repoblikan i Kôngô

Ny Repoblikan i Kôngô na Kôngô-Brazzaville dia firenena ao amin ny faritra afovoan i Afrika. I Brazzaville no renivohiny. Mifanefi-tany amin’ ny Repoblika Demôkratikan’ i Kôngô ao atsimo sy ao atsinanana, amin’ i Angôla ao atsimo andrefana, amin’ ...

                                               

Romania

I Romania dia firenena ao Eoropa. Ny renivohiny dia Bucharest. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. 238.391 ny velarantaniny ary 20.121.641 ny isam-poniny. Ny faritrora dia +2.

                                               

Samoa

I Samoa dia firenena ao Oseania. Ny renivohiny dia Apia. Ny tanàna lehibe indrindra dia Apia. 2.831 ny velarantaniny ary 194.320 ny isam-poniny araka ny fanisana natao tamini 2012. Ny faritrora dia +13 b.

                                               

San Marino

I San Marino dia firenena ao Eoropa. Ny renivohiny dia City of San Marino. Ny tanàna lehibe indrindra dia Dogana. 61.2 ny velarantaniny ary 32.576 ny isam-poniny araka ny fanisana natao tamini 2012. Ny faritrora dia +1.

                                               

Seisely

I Seisely dia tamba-nosy ahitana nosy miisa 115 ao aminny ranomasimbe Indiana, ao atsimo-atsinananny kontinentani Afrikana, ary ao avaratra-atsinanani Madagasikara. Mitambatra ho firenena ireo nosy kely ireo ary ao aminny nosy Mahé no misy ani Vi ...

                                               

Silia

I Silia na Silỳ dia firenena ao Amerika Atsimo. Ny renivohiny dia Santiago. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. 756.096.3 km 2 ny velaran-taniny ary 17.402.630 ny isanny mponiny araka ny fanisana natao tamini 2012. Ny faritrora dia −4 a ...

                                               

Siria

i Siria na Repoblika arabo siriana dia firenena arabo ao Azia Andrefana. Manana amorontsiraka eo aminny ranomasina Mediteranea ilay firenena. Ireo firenena manodidina azy dia Jordania any atsimo, Torkia any avaratra, Iraka any atsinanana Lebanona ...

                                               

Sodàna

I Sodàna na Repoblikani Sodàna dia firenena ao Afrika Atsinanana. I Khartoum no renivohiny. Mamaritra azy avy ao avaratra i Ejipta, ao atsinanana i Eritrea, ao atsimo i Kenia sy i Oganda ary ny Repoblika Demôkratikan i Kôngô, ary ao andrefana ny ...

                                               

Sorinama

I Sorinama na Sorinamy dia firenena ao Amerika Atsimo. I Paramaribo no renivohiny. Ny tanàna lehibe indrindra dia i Paramaribo. 163.821 km 2 ny velarantaniny ary 566.846 ny isan ny mponiny araka ny fanisana natao tamin ny taona 2013. Ny faritr or ...

                                               

Sri Lanka

I Sri Lanka, na Sri-Lanka, dia firena ao Azia Atsimo. Ny anarany taminny andronny Empira Britanika dia Ceylan ary Taprobane, sy Serendib ny anarany taminny andro taloha. 31 km any atsimo atsinanani India no misy azy 20 tapitrisa eo ho eo ny isann ...

                                               

Tanzania

I Tanzania dia firenena any Afrika. Ny renivohiny dia i Dodoma, misy mponina 40 tapitrisa no miaina any. Miteny soahiliy na anglisy ny ankabeazan ny mponina any. Kristianina ny 45 %n ny olona any Tanzania, fa Silamo daholo ny olona miaina ao Zanz ...

                                               

Tonizia

I Tonizia na Repoblika Toniziana dia firenena any Afrika Avaratra ao aminny faritri Magreba. Voafaritry ny ranomasina Mediteranea i Tonizia any avaratra sy any atsinanana. Mizara sisitany amini Aljeria izy any andrefana ary mizara sisintany amini ...

                                               

Torkia

I Torkia, na Repoblika Torka dia firenena iray eo aminny faritra andrefani Azia Andrefana ary aminny farany atsinanani Eoropa. Izy io dia mizara sisin-tay amini Grisy, Biolgaria, Jeôrjia, Armenia, Azerbaijana, Iran, Irak ary Siria. Ny fiteny tior ...

                                               

Tsady

I Tsady dia firenena ao aminny faritra afovoani Afrika. I Ndjamena no renivohiny. Mamaritra azy ao avaratra i Libia, ao atsinanana i Sodàna, ao atsimo ny Repoblikan i Afrika Afovoany ary ao andrefana i Kamerona sy i Nizeria ary i Nizera. Mahatrat ...

                                               

Tsekia

I Tsekia / Repoblika Tseka dia firenena ao Eoropa. Ny renivohiny dia Prague. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. 78.866 ny velarantaniny ary 10.513.209 ny isam-poniny araka ny fanisana natao tamini Sep 2012. Ny faritrora dia +1.

                                               

Vanoato

I Vanoato dia firenena ao Oseania. Ny renivohiny dia Port Vila. Ny tanàna lehibe indrindra dia Port Vila. 12.190 ny velarantaniny ary 224.564 ny isam-poniny araka ny fanisana natao tamini {{nowrap|July 2011. Ny faritrora dia +11.

                                               

Vatikàna

41.904°N 12.453°E  / 41.904; 12.453 I Vatikàna dia tanàna ao aminny faritanini Vatikàna fiteny italiana: Città del Vaticano ary fiteny latina: Civitas Vaticana ny Eropa. Manana mponina miisa 1 000.

                                               

Vietnamy

I Vietnamy, na ny Repoblika Sôsialistani Vietnamy dia firenena ao Azia Atsimo Andrefana ao Atsinananny tanjona Indôsinoa. Ny velarantaniny dia 341 690 km² ary ny isam-ponina sia 90.3 tapitrisa taminny taona 2012. Vietnamy no firenena faha-13 be m ...

                                               

Zelandy Vaovao

I Zelandy Vaovao dia firenena ao Ôseania. Io firenena io dia tambanosy ahitana nosy roa lehibe ary koa nosy madinika maromaro. Izy io dia voalahatra ho firenena faha-8 finaritra indrindra eto aminizao tontolo izao. Ny renivohiny dia Wellington. N ...

                                               

Eorôpa Afovoany

Ny Eorôpa Afovoany dia faritani Eorôpa eo anelanelanny Eorôpa Atsinanana sy ny Eorôpa Andrefana. Ny tenenina hoe Eorôpa Afovoany dia tsy ilay afovoany ara-jeografiani Eorôpa fa ny afovoany ara-tantara. Ireo firenena azo sokajiana ao aminny farita ...

                                               

Eorôpa Andrefana

I Eorôpa Andrefana dia faritra mamondrona ireo firenena mikasika ny morontsiraka atlantika, izany hoe ireo firenena eo aminny faritra andrefani Eorôpa. Ny misy azy dia eo anelanelanny Ranomasimbe Atlantika sy i Eorôpa Avaratra, i Eorôpa Atsimo, i ...

                                               

Eorôpa Avaratra

Ny Eorôpa Avaratra dia faritra ao amin ny tapany avaratr i Eorôpa izay ahitana ireo firenenena manana ny kolontsaina sy ny fiteny skandinavy ary ny fiteny fenika.

                                               

Ranomasina Baltika

Ny ranomasina Baltika dia ranomasina iray eo aminny faritra Avaratri Eoropa. Ny firenena manana amorontsiraka aminny ranomasina Baltika dia i Alemaina, i Danmarka, i Rosia, i Soeda, i Finlandy, i Litoania, i Estonia, i Letônia ary i Polonia. Zato ...

                                               

Bongolava

Bongolava dia isanireo faritra 22 mandrafitra ny firenena malagasy. Tao anatinny faritanAntananarivo teo aloha no misy azy. Distrika roa no mandrafitra ny faritri Bongolava, dia i Tsiroanomandidy sy i Distrikani Fenoarivobe. Ny Faritra Betsiboka, ...

                                               

Kôntinenta

Ny kôntinenta na tanibe dia tany midadasika mitohy hodidinin-dranomasina manontolo na amin ny ampahany izay lehibe lavitra noho ny nosy sady onenan ny vahoaka amin ny firenana maro eto ambonin ny Tany. Miovaova ny tena famaritana ny hoe kontinent ...

                                               

Amerika Avaratra

I Amerika Avaratra dia zana-kaontinanta, na kaontinanta iray, araka ny fomba fijery. Ny atao hoe Amerika Avaratra dia fikambananny firenena telo: i Etazonia, i Kanada ary i Meksika, na dia sokajiana ao amini Amerika Afovoany aza i Meksika ao amin ...

                                               

Antarktika

I Antarktika dia ny tendrotany atsimo amin ny Tany sy ny manodidina azy. Antarktika koa ny anaran ny kôntinenta misy ny tendrontany atsimo. I Antarktika dia kôntinenta iray any atsimon ny Tany manana velarana 14 tapitrisa km 2. Ny habeny dia mbol ...

                                               

Bôrneô

I Bôrneô dia nosy ao Azia Atsimo-Atsinanana. Izy no nosy fahefatra lehibe indrindra eto an-tany raha ny velerany no heverina aoriani Aostralia sy i Groenlandy ary i Ginea Vaovao. Misy mponina mihoatra ny 20 tapitrisa ny ao ka 27 mp/km 2 ny hakitr ...

                                               

Kreta

I Kreta na Krity dia nosy grika izay nantsoina taloha hoe "Nosini Kandia". Izy no nosy lehibe indrindra aminireo nosy grika ary laharana fahadimy aminny nosy ao aminny Ranomasina Mediteranea raha ny velarany no heverina. Taminny taona 1913 izy di ...

                                               

Nosinny Paska

Ny Nosinny Paska na Nosinny Paka dia nosy manirery ao atsimo andrefanny Ranomasimbe Pasifika, fantatra manokana aminny sarivongany ngeza be sy ny fanoratana ôseanianina, ny rôngôrôngô. Atao aminny fiteny espaniola hoe Isla de Pascua izy, ary amin ...

                                               

Tenerife

Tenerife dia nosy iray ao aminny Nosy Kanaria. Manana faritra iray ny 2.034.38 kilometatra toradroa sy ny mponina 891.111 mponina. Izy io no nosy be mponina indrindra ao Espaina, izany ihany koa ny nosy lehibe indrindra ao aminny vondronosy. Ny r ...

                                               

Ranomasimbe Arktika

Ny ranomasimbe Arktika na ranomasina Mangatsiaka Arktika, manam-belarantany 14.09 tapitrisa km², dia ranomasina kely indrindra ary anisanny mangatsiaka indrindra. Manafotra ny Tendrontany Avaratra izy sy ny avaratr Eoropa sy ny Amerika. Mifandray ...

                                               

Ranomasimbe Atlantika

Ny Ranomasimbe Atlantika dia anisanny ranomasimbe dimy eto an-tany. Ny velarantaniny dia misy 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorianny Ranomasimbe Pasifika. Ny Ranomasimbe Atlantika dia vokatry ny fisarahanny ...

                                               

Onja

Ny onja dia zava-misy eo aminny tontolo. Ny tena misy azy dia eny aminny ranomasina. Ohatra: manonja ny ranomasina. Ampisaina aminny fizika koa moa izany ilay teny.

                                               

Ranomasimbe Pasifika

Ny Ranomasimbe Pasifika, na Ôseana Pasifika, mivelatra amina velarana 166 241 700 km², dia ranomasimbe mivelatra indrindra eto an-tany. Mamaritra ani Ôseania izy ary nosy sy tamba-nosy sasantsasany ani Azia. Voarafaritri Azia, i Aostralia, i Amer ...

                                               

Ranomasina Avaratra

Ny R anomasina Avaratra dia singanny Ranomasimbe Atlantika. Any avaratri Eoropa no misy azy, manana velarana-na 575 000 km 2 izy Betsaka ny sambo mandeha eo aminny Ranomasina Avaratra, ary misy mpaka solitany sy mpanjono eo, fa lotoinny olona mpa ...

                                               

Ranomasina Mainty

Ny Ranomasina Mainty dia ranomasina ao atsimo atsinanani Eoropa. Ny tany mamaritra azy dia i Anatolia ary i Kaokazy. Mifandray aminny Ranomasimbe Atlantika aminny alalanny Ranomasina Egea ary ny Ranomasina Mediteranea ilay ranomasina. Ny ranomasi ...

                                               

Ranomasina Mediteranea

Ny Ranomasina Mediteranea dia ranomasina any atsimo andrefani Eorazia, ary ranomasina any avaratri Afrika. Ny halavany avy any andrefana hatrany atsinanana dia misy 4 000 km, ary 1 800 km ny halaliny. Ny ranomasina Mediteranea dia manasaraka ny k ...

                                               

Ranomasina Mena

Ny Ranomasina Mena dia ranomasina an-kontinenta eo aminny lemaka be velarana Indo-pasifika eo anelani Afrika Avaratra sy ny Atsinanana Akaiky. Ny velarany dia misy 450 000 km². Io ranomasina io dia ranomasina manan-danja sy ahafahanny sambo avy a ...

                                               

Mississipi (renirano)

Ny Mississipi dia renirano any Amerika Avaratra, ary izy dia mifitanny faritra ampivoanny etazonia, Misosa avy aminny avaratra ny Minnesota hatrany aminny golfa ny Meksika. Manana alava 3.780 kilometatra: ny Missouri ny renirano ngeza noni Missis ...

                                               

Sindo

I Sindo na Indosy na Indo (izay fantatra ambanny anarany Sindh na Sindhu taminny Andro Taloha, dia renirano any Pakistàna nanome ny anarany ani India. Ny loharanony dia any aminny tendrombohitra Himalaya ary mizotra makany atsimo andrefana izy. A ...

                                               

Fasika

Ny fasika dia fitaovana goavam-be misy fantsom-bato sy mineraly voazarazara tsara. Voafaritry ny habeny izy io, tsara kokoa noho ny vatokely ary ny noho. Ny fasika koa dia mety manondro kilasy famoronana endrika tany na karazan-tany; izany hoe ta ...

                                               

Vato

Ny vato dia vaingan-javatra avy amin ny fahapotehana sy fivangongoan ny nofon-tany na avy amin ny fangatsiahan ny magma izay ampiasain ny olombelona amin ny fanamboarana trano, tetezana, lalana, sarivongana, tsangambato, sns. amin ny alalan ny fa ...

                                               

Ambatondrazaka

17.833330°S 48.416670°E  / -17.833330; 48.416670 Ambatondrazaka na Ambato dia kaominina malagasy ao aminny distrikani Ambatondrazaka, Faritanini Toamasina. Ny isam-poniny dia 34484 araka ny faminavinana natao taminny taona 2000. Ny kaodin-kaomin ...

                                               

Ambohimanga

18.733330°S 47.566670°E  / -18.733330; 47.566670 Ambohimanga dia anisan ny vohitra masina roa ambin ny folo ao Imerina. Miala 15 km an Antananarivo no misy azy. Toerana fonenan ny mpanjaka sy ny mponina taloha amin ny faritr Imerina. Manana tant ...

                                               

Bemolanga

17.699880°S 45.058710°E  / -17.699880; 45.058710 Bemolanga dia fiandronan-tsolitany ambanin’ny tany lehibe ao anatin’ny debok’i Morondava eto Madagasikara. Voavinavina ho 21 lavitrisa "barils" eo ho eo ny solitany tsy voadio ao anatiny. Ahitàna ...

                                               

Betsiboka (faritra)

16.866670°S 46.950000°E  / -16.866670; 46.950000 Ny Faritra Betsiboka dia iray amin ireo faritra 22 eto Madagasikara. Ao amin ny Faritanin i Mahajanga no misy azy, any amin ny tapany andrefan i Madagasikara. Mifanefitra tany amin ny Faritra Boen ...

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →