Back

ⓘ Kolontsaina



                                               

Kolontsaina ao Oganda

Ny kolontsaina ao Oganda dia fifangaroan ny kolontsainny foko isan-karazany ao amin io firenena io miampy ny kolontsaina avy any ivelany, izay mahakasika ny fivavahana sy ny fanabeazana sy ny fiteny sy ny sehatra maro hafa.

                                               

Arabo (vahoaka)

Ny Arabo dia ireo olona miteny arabo sady manana kolontsaina arabo avy ao aminny saikanosini Arabia ka miparitaka ao Afrika Avaratra sy ao Atsinanana Afovoany ary ao aminny saikanosini Arabia.

                                               

Iràna Lehibe

I Iràna Lehibe na ny Tontolo iraniana na Persia Lehibe na Persa Lehibe dia ny faritra izay itenenana ireo fiteny iraniana sy ireo faritra nikambana tao aminny Persia na ny Empira persiana. Misy ny mpanoratra mampiasa teny azo adika aminny hoe Kôntineta ara-kolontsaina iraniana na Kôntinenta ara-kolontsaina persiana ". Tsy nanana sisin-tany raikitra na oviana na ovina ny Tontolo iraniana sady tsy nanana famaritana mazava tsara. Misy anefa ireo mamaritra azy ho ny fitambaranny taninireto firenena ankehitriny ireto: i Afganistàna, i Azerbaijàna ary ireo repoblika ao Azia Afovoany. Ny hafa ind ...

                                               

Kolontsaina ao aminny Repoblika Demôkratikani Kôngô

Ny kolontsaina ao amin ny Repoblika Demôkratikan’ i Kôngô, izay ahitana mponina miisa any amin ny 86 000 000, dia ahafaha-mitaratra ny fahasamihafan ireo foko anjatony maro ao amin io firenana io sy ny fomba amam-panaony. Nanomboka tamin ny fiafaran ny taonjato faha-19 dia niova ny fomba fianan ny mponina vokatry ny fanjanahan-tany, ny tolona ho an ny fahaleovan-tena, ny Ady Lehibe voalohany sy faharoa. Na dia izany aza dia voatahiry aminny ankapobeny ny kolontsaina nentim-paharazana ao Kôngô.

                                               

UNESCO

Ny Firenena Mikambana Misahana ny Fanabeazana sy ny Siansa ary ny Kolontsaina na UNESCO dia fikambanana iraisam-pirenena sampananny Firenena Mikambana. Hoy ny UNESCO ny tanjona dia ny hanampy foana ny fiadanana sy ny filaminana. Tokony hanao izany aminny alalanny fifanampianny firenena, aminny alalanny fanabeazana, ny siansa ary ny kolontsaina. Izany dia natao hanampiana ny firenena hafa hanaraka ny fanjakana tan-dalàna sy ny zonolombelona. Manampy izany ihany koa mampirisika ny fahafahana sasany izay ao aminny Dinanny Firenena Mikambana.

                                               

Dragona

Ny dragona dia zavaboary manan-tantara lehibe sy bibilava hita any aminny tantaram-piainanny kolontsaina maro manerantany. Ny finoana ny dragona dia samy hafa be aminny faritra rehetra, fa ny dragona aminny kolontsaina andrefana hatraminny taona afovoany dia matetika no naseho ho toy ny elatra, manana tandroka ary efatra tongotra ary afaka miaina afo. Ny dragona aminny kolontsaina atsinanana dia matetika no aseho ho zavaboary bibilava tsy misy elatra sy tongotra efatra ary manam-pahaizana amboninizay.

Kolontsaina
                                     

ⓘ Kolontsaina

Ny kolontsaina dia ny fitambaranny fomban ny vahoaka ao amin ny foko na faritra na firenena na kôntinenta iray. Ny siansa mandinika ny kolontsaina dia ny antrôpôlôjia sady siansa ara-tsosialy.

                                     

1. Jereo koa

  • Kolontsaina malagasy
  • Kolontsaina ao Roanda
  • Kolontsaina ao amin ny Repoblikan i Kôngô
  • Kolontsaina ao Borondy
  • Kolontsaina ao Gabôna
  • Kolontsaina ao Oganda
  • Kolontsaina ao amin ny Repoblika Demôkratikan i Kôngô
Andro iraisam-pirenenny teny nibeazana
                                               

Andro iraisam-pirenenny teny nibeazana

Ny andro iraisam-pirenenny teny nibeazana dia nambaraini UNESCO ny 21 Febroary 2000, ary ankalazainny firenena mpikambana aminio daty io mba hanohana ny fahasamihafana ara-piteny, ary ara-kolontsaina.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →