Back

ⓘ Laharam-pehintany



                                               

Cydonia Mensae

Cydonia Mensae dia vohontany marsianina eo aminny 33°35N 13°00W. Anisanny ohatra pareidôlia io vohontany io. Taminny 25 Jolay 1946, taminny fihodinany faha 35 manodidonny Mars, ny zanabolana orbiteur Viking 1 dia nisidina teo amboninny laharam-pehintany faha 41 avaratra. Teo no nangalana ny tarehinny Mars anisanny malaza indrindra ankehitriny. Nisy fotoana nolazaina fa fanorenana artifisialy io. Ary hatrizay ny sary vaovaonny tarehinny Mars nalainny saondy Mars Global Surveyor dia mamoaka sary tsaratsara kokoa ani Cydonia Mensae ary naneho fa vohitra voakaoka fotsiny io. Ao aminny faritry ...

                                               

Fiteny gbe

Ny teny Gbe API: dia vondrona teny Kwa any antsinanani Ghana sy any andrefani Nizeria. Misy fiteny 20 eo ny isa ny fiteny mifototra aminny fiteny Gbe. Misy valo tapitrisa eo no isa ny olona miteny fiteny avy aminny teny Gbe. Ny fiteny eve no tena be mpiteny indrindra 3 tapitrisa ny olona miteny azy any Ghana sy any Togo, manaraka avy eo ny fiteny Fon 1.7 tapitrisa no miteny azy any Benin. Anatinny ratsanny teny Kwa ny ankabiazanny teny gbe, ary avy aminny ratsambe ny tenny Niger-Kongo izy io. Ny teny mifatotra aminny Niger-Kongo. Ny teny gbe be mpiteny dia ny fiteny aja, ny Fiteny eve, ny ...

                                               

Angôvonny masoandro

Ny angôvonny masoandro dia angôvo avy aminny tanamasoandro tonga eto an-tany. Ny angôvonny masoandro eto an-tany dia mampisy ny fihodinanny rano, ny rivotra ary ny fôtôsentezy ataonireo zavamaniry mba hahafahanny biby miaina. Ny angôvonny masoandro izany dia fototry ny angôvo rehetra misy eto an-tany afatsy ny angôvo niokleary, ny jeôtermia, ary ny angôvo ara-pamonta. Ny olombelona dia mampiasa ny angôvonny masoandro mba hamadika azy ho lasa karazanangôvo hafa: angôvo ara-tskafo, angôvo sinetika, angôvo termika, aratra na biômasy. Ny angôvonny masoandro dia matetika ampiasaina mba hanonona ...

Laharam-pehintany
                                     

ⓘ Laharam-pehintany

Ny laharam-pehintany na laharam-pehy dia fangitra ara-jeografia manome ny fahavaratana na ny fahatsimoana eo aminny velaranny tany, fajiry na velarana mitelorefy. Ny laharam-pehintany faha-0 dia ny fehibe ary ny laharam-pehintany faha-90 dia ny Tendrontany Avaratra na atsimo. Miaraka ampiasaina aminny laharan-jara hasina ny laharam-pehintany hahafantarana tsaratsara kokoa ny misy ny toerana iray eo aminny Tany.

Tsy ny Tany ihany no ampiasana ny laharam-pehy na zana-pehy fa ny Volana sy ny planeta na fajiry ary ny bolan-danitra koa.

                                     

1. Ireo laharam-pehintany

Misy laharam-pehintany manana anarana manokana: ny laharam-pehintany faha 66°33′39″ izao dia faribolan-tendrontany. Any aminny faritra avaratra na atsimo kokoa noho io arakaraky ny ilabolantany isiana dia hitana manontolo andro 24 ora ny Masoandro mandritra ny enim-bolana eo ho eo; izany hoe mazava foana ny andro; ary maizimaizina foana ny andro mandritry ny enim-bolana manaraka.

Misy koa ny laharam-pehintany izay mikasika ny fehibe rehefa tonga ny saolistisy; ny laharam-pehintany mikasika ny fehibe ny 21 Jiona dia antsoina Trôpikanny Asorotany ; ary ny laharam-pehintany mikasika ny fehibe ny 21 Desambra dia antsoina Trôpikanny Adijady.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →