Back

ⓘ Taratra elektrômanetika



                                               

Tambajotra

Ny tamba-jotra - avy aminny teny tambatra ary zotra - dia zotra iray manana toerana iraisany aminny zotra hafa maro. Io zotra io dia mety zotra tariby na zotra mifampita fampahalalana aminny alalanny taratra elektrômanetika. Eto aminizao tontolo izao, ny tambajotra misongadina indrindra dia ny Aterineto, izay tambajotran-tsolosaina ; ary eo aminny aterineto, ny tambajotra ara-tsôsialy izay tranonkala ifandraisanny olona.

                                               

Fifandraisan-davitra

Ny fifandraisan-davitra dia voafaritra aminny fampitana fampahalalana aminny alalanny fitaovana elektrônika ary informatika. Ny anisanny nampandroso ny fifandraisan-davitra dia i Antonio Meucci, A. Graham Bell ho anny telefaonina na i Guglielmo Marconi ho anny fifandraisan-davitra tsy misy tariby. Aminizao fotoana, ny fifandraisan-davitra dia mikasika ny fitaovana elektrônika ampairahana aminny tambajotra analôjika na niomerika toa ny telefaonina na ny finday, ny radiô, ny televiziôna na ny solosaina.

Taratra elektrômanetika
                                     

ⓘ Taratra elektrômanetika

Ny taratra elektrômanetika dia fanakorontanana ny saha araka aratra ary araka andriamby.

Ny mpitondra ny taratra elektrômanetika dia ny voankazavana, voanjavatra tsy manan-danja. Ny voankazavana dia ny boson miaraka aminny hery elektrômanetika.

Aminny taranjanny fizika tsotra, ny famisavisana azy dia onja elektrômanetika izany hoe ny fiparitahanny saha manetika sy ny sahanaratra mifampijadona izy ireo mahitsy vokatry ny fiheringerenanny fahanaratra.

Singana kelinny ilotro elektrômanetika ny hazavana izay hitanny maso.

                                     

1. Ny taratra elektrômanetika ary ny voankazavana

Ny hazavana dia taratra elektrômanetika hitanny masonolombelona. Ny taratra radiô, taratra elektrômanetika ihany koa ny taratra X ary ny taratra gamma.

Noho ny fifandakana taratra-voanjavatra, roa ny isanny fomba hampisehoana ny taratra elektrômanetika:

  • taratra elektrômanetika: fiovaovanny fiheringerenana sahanaratra sy ny saha manetika ny taratra ; hahafahana mampihoto ilay taratra ho taratra mônôkrômatika manana halavanonja λ ary hatetika ν samihafa ny famakafakana ilotro.
  • voankazavana: ampiarahanny mekanika kantika aminny taratra elektrômanetika mônôkrômatika ny voanjavatra tsy manan-danja iray, izay manana anarana voankazavana, ny angôvony dia
E = hν Tsimiovani Planck ilay h.

Ny ako p ny voankazavana dia p = E c = h ν c {\displaystyle p={\frac {E}{c}}={\frac {h\nu }{c}}}.

Mitazona ny angôvony ny voankazavana reheva miampita toerana samihafa anefa misy ihany ny voankazavana voatazona.

Anaty foana, ny hafainganny taratra elektrômanetika, ny hazavana hitanny maso indrindra dia 299 792 458 Segondra Io hafaingana io, antsoina koa hoe hafainganny hazavana soratrana c, dia anisanny fototry ny tsimiova aminny taranja ny fizika.

Ny halavanonja dia:

λ = c ν {\displaystyle \lambda ={\frac {c_{\nu }}{\nu }}}

c ν {\displaystyle c_{\nu }} ny hafaingan-kazavana ao aminny toerana nifanapahana ho anny hatetika ν, miaraka amini c ν = c / n ν {\displaystyle c_{\nu }=c/n_{\nu }} n ν {\displaystyle n_{\nu }} no mari-pileferana ny hazavana mônôkrômatika mananan hatetika ν ao aminny toerana nifanapahana.

Ny fahitana zava-mitranga, taminny faranny Endrika:XIXe siècle, ilay hafaingan-kazavana tsy miankina aminny référentiel dia nampisy ny teôrianny relativité restreinte.

                                     

2. Toetra

  • rehefa mihiditra na miampita toerana samihafa: "tara-panisarana mitohy" na "rayonnement continu de freinage" ;
  • Ny zavatra rehetra iray manana hafananan mahery ny 0 kelvin zéro absolu, izany hoe -273.15 °C dia mamoaka taratra elektrômanetika tenenina hoe taratra ara-pana na taratra ny zava-mainty.
  • Mamoaka taratra elektrômanetika ny voanjavatra mahazo angôvo
  • rehefa ampivionanny saha elektrômanetika: ny taratra synchrotron ; ampiasaina ho loharanonny taratra X ny rayonnement synchrotron ho anny traikefa maro aminny fizika ary aminny biolojia tsipi-kazavana manodidinny synchrotron;
  • Rehefa mahazo taratra elektrômanetika ny voanjavatra iray, misy singantsinga hotarafiny ary misy singantsinga hotazoniny. Ny taratra izay notazoniny ho azy dia mivadika ho angôvom-pana mampiakatra ny hafananilay vatana.
  • Ny fiota niokleary, na fiota mampisaratra na fiota mampiaraka sy fanapotehana, dia mamoaka taratra gamma be dia be.
  • Ao aminny valanny ilotro elektrômanetika, afaka manorina paires aminny elektrôna malemy ny voankazavana anaty semikôndioktera fomba fanaovana ny CCD. Rehefa miaraka, mamoaka hazavana ny elektrôna sy ny lavaka diôdy
  • Mety hampitranga ny transition atomique ny fitazonana voankazavana, izany hoe mampiakatra ny angôvo angoninny voanjavatra iray aminny fiovana halaviranny elektrôna aminny voany.
                                     

3. Ilotro elektrômanetika

Ny ilotro elektrômanetika dia ny fampihotoana ny taratra elektrômanetika araka ny halavanonjany, na, aminny fomba mitovitovy ihany, araka ny hatetiny aminny alalanny fampimiram-piparitahana na araka ny angôvo angoninny voankazavany.

Noho ny antony ara-tantara, misy fomba fitononana maro dia maro ny taratra elektrômanetika, araka ny hatetiny na halavanonjany. Araka ny halavanonja mihidina, izy ireo dia:

  • Vokatry ny radioaktivite ny taratra gamma rehefa manary angôvo ny voanjavatra iray. Avoakanny zavatra radiôaktiva ary ny reaktora niokleary ny taratra gamma.
  • Ny taratra infrarouge, ny hazavana hitanny maso ary ny hazavana ankoatranny volomparany vokatry ny fiovan-toerana eo anivonny voanjavatra, ho anny elektrôna ivelany, ary ny fipariahana ara-pana ; manana ny vokany ny taratra ankoatranny volomparasy eo aminny hoditra ;
  • vokatry ny fiovan-toerana elektrônika. Ils sont par exemple générés par radioactivité photons de fluorescence émis lors de la réorganisation du cortège électronique dun atome, par freinage délectrons tube à rayons X ou par rayonnement synchrotron par déviation de faisceau délectrons relativistes. Noho ny hafohy ny halavanonjany, aparitaky ny vatosonga ny taratra X ; antsoina hoe taratra X mateza ireo voankazavana be angôvo ary taratra X malemy ireo voankazavana kelikely angôvo kokoa ;
  • ny taratra radiô ary ny taratra radar vokatry ny aratra miheringerina ambony hatetika ;


                                     

4. Jereo koa

Tranga ara-pizika

  • Transitions nucléaires
  • Antenina
  • Transition électronique

Fampiharana

  • Lazera
  • Chambre anéchoïque
  • Interaction rayonnement-matière
  • Cage de Faraday

Rohy ivelany

  • fr) Belgian BioElectro Magnetic Group - Champs électriques et magnétiques 50 Hz et santé
  • fr) Impact sur la santé, sur le site de lOMS
  • fr) Champs électromagnétiques induits par les lignes électriques et santé un résumé par GreenFacts dun rapport scientifique du Centre International de Recherche sur le Cancer IARC
  • en) Bio-Initiative Report: A Rationale for a Biologically-based Public Exposure Standard for Electromagnetic Fields ELF and RF, rapport du 31 aout 2007
  • fr) Hydro-Québec - Comprendre les champs électriques et magnétiques
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →