Back

ⓘ Baobab



                                               

SPIEL

PIEL: SPIEL Richie Mpanao sary tanora indrindra ny Rose&Baobab taminy taona 2013.Anisanireo artista nahazo amboara naro indrindra i SPIEL taminny fahatanorany. Nisedra olona maromaro izy alohany holasa mpanao sary,tohiny: -FisarahandRay aman-dreniny. -Ny finfandramona matetika Ireo asan-tanana nahafantarana azy indrindra: -Baleine bleu -Les Panjono -Lendormie -Mère Nature -La nuit Ny taona 2012 no tena naharenesana azy.Noho ny nahazaony laharana voalohany taminny "Festivale des arts" Rary Hasina à Analakely Ankehitriny,mivarina aminny sehetra ny "Mangas"i SPIEL.

                                               

SPIEL Richie

SPIEL Richie -Tena anarana:J.R NJARA Spiel Richie -Artista:Mpanao sary Ny fiainany: Teraka tao SAMBAVA,ny 28 Desambra 1996,izy.Mizaka ny zo-mpirenena Malagasy.Ny janona tao SAMBAVA nandritriny dimy taona taoriany nahaterahanizy.Ny 2002 hatraminny 2004 niaina tao ANDAPA i Spiel kely.Fa rehefa tonga ny Aogositra 2005 ny findra indray tany Antananarivo izy,sy nanohy fianarana tao. Ny nahafantarana azy: Anisanireo mpanao sary Malagasy fantatrinny maro i SPIEL ary io no anaram-pisehoany.Nahafantaran,azy indrindra ny fiombonana artista malagasy:Rose&Baobab.Ahitana azy koa ny D-Project,Allian ...

Baobab
                                     

ⓘ Baobab

Ny baobab dia hazo tsy misy afatsy any Madagasikara, Aostralia, Afrika. Madagasikara. Misy karazany 9 izy maneran-tany, ny 7 aminireo dia ao Madagasikara no misy azy ary 6 aminizay dia tsy misy afatsy ao ihany, no 2 kosa dia miparitaka aminireo faritra hafa voalaza etsy ambony. Hazo makadiry ny Baobab, izay mety hahatratra hatraminny 30 m ny haavony, misy koa anefa ireo izay somary fohifohy 4m na 5m. Mahasoandriana ity hazo ity satria dia mety ho velona mandritra ny 1000 taona na maherinizany aza izy raha tsy misy manimba. Mbola eo koa ireo voka-tsoa betsaka azo avy aminy, na fanafody izany na zavatra hafa. Na ny taho, na ny raviny, na ny hodiny, ny voany, dia tsy misy very fa azo ampiasaina avokoa.

                                     

1. Ny karazany

  • Adansonia rubrostipa syn. A. fony – Fony Baobab Madagascar
  • Adansonia madagascariensis – Madagascar Baobab Madagascar
  • Adansonia grandidieri – Grandidiers Baobab Madagascar
  • Adansonia za – Za Baobab Madagascar
  • Adansonia perrieri – Perriers Baobab North Madagascar
  • Adansonia gregorii syn. A. gibbosa – Boab or Australian Baobab northwest Australia
  • Adansonia digitata – African Baobab northeastern, central & southern Africa
  • Adansonia suarezensis – Suarez Baobab Diego Suarez, Madagascar
                                     

2. Rohy ivelany

  • Baobab: Interactive Bibliography
  • Jardin Botanique et Pepiniere – Baobab photo gallery
  • Jardin Botanique et Pepiniere – Baobab species details
  • Madagascar info – Baobab photo gallery Malagasy species only
  • Baobab: herbal information from Kings American Dispensatory
  • Thomas Pakenham Remarkable Baobab 2004 ISBN 0-297-84373-7
  • The Baobabs official website, Baobab en
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →