Back

ⓘ Taôisma



                                               

Kônfosianisma

Ny kônfosianisma dia iray aminireo sekoly lehibe ara-pilôzôfia sy ara-pitondrantena ary ara-pôlitika ao Sina. Nivoatra nandritra ny taonarivo roa izy nanomboka taminny asasoratrilay filôzôfa atao aminny teny sinoa hoe Kongfuzi izay fantatra aminny anarana hoe Kônfosiosy. Atao hoe Rújiā ny kôfosianisma aminny teny sinoa. Rehefa avy nifanehatra aminireo sekolim-pisainana mpifaninana aminy nandritra ny Vanimpotoanny Fanjakana Miady ka resy taminny fitondranny mpanjaka Qin Shi Huang mpanorina ny empira voalohany, dia noterenny emperora Han Wudi 156 - 87 tal. J.K. ho foto-pampianaram-panjakana ...

Taôisma
                                     

ⓘ Taôisma

Ny taôisma dia sady fivavahana no filôzôfia izay iray amin ireo andrin ny filôzôfia sinoa, ka ny roa hafa dia ny kônfosianisma sy ny bodisma, izay miorina amin ny fisian ny foto-javatra niandohan ny zavatra rehetra, atao hoe Taô. Ny taôisma dia atao hoe dàojiào, izay midika hoe "fampianarana ny lalana") amin ny teny sinoa. Avy amin ny kolontsaina sinoa tranainy no misy ny fototry ny taôisma, izay miorina amin-dahatsoratra, ka isan izany ny Tao Tö King nposoratan i Lao Tseu, ny Lie Tseu sy ny Zhuāngzǐ nosoratan i Tchouang Tseu. Miseho amin ny alalan ny fanao izay nisy akony teo amin ny fiainan ny mponina any amin ny Farany Atsinanana, eny fa na hatrany Andrefana koa aza ny taôisma tamin ny taonjato faha-20.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →