Back

ⓘ Loka Nobel



                                               

Abiy Ahmed

Abiy Ahmed Ali dia mpanao politika Etiopiana miasa praiminisitra faha-4 anny Etiopia ao aminny Repoblika Demokratika Federaly Etiopia nanomboka taminny 2 aprily 2018. Izy dia filoha voalohany tao Oromo taminny Fitsarana Demokratikanny Vahoaka Revolisiona avy aminny Antoko Demokratika Oromo, izay dia iray aminireo antoko iraisana efatra ao aminny EPRDF. Abiy dia mpikambana voafidy aminny parlemanta etiopiana, ary mpikambana ao aminny komity mpanatanteraka ODP sy EPRDF. Manam-pahefana manam-pahaizana momba ny tafika teo aloha, hatraminny naha praiminisitra Abiy dia nanangana fandaharana feno ...

                                               

Martin Luther King

I Martin Luther King, Sr. no rainy. Ny vadiny dia Coretta Scott King. Ny zanany dia Yolanda King, Martin Luther King III, Dexter Scott King, Bernice King.

Loka Nobel
                                     

ⓘ Loka Nobel

Ny Loka Nobel dia mari-pankasitrahana eo aminny sehatra iraisam-pirenena, atolotra anireo olona na fikambanana nahavita be sy nitondra soa teo aminny fiainanny zanakolombelona, na taminny asa soratra na taminny fikarohana, na taminny ezaka ho anny fandriampahalemana nanomboka taminny taona 1901.

Isaky ny volana oktobra no fitsinjarana io loka io, fa ny lanonana fanomezana ny loka kosa dia ny 10 desambra, andro hahatsiarovana ny nahafatesani Alfred Nobel 10 desambra 1896.

                                     

1. Alfred Nobel

I Alfred Nobel dia namela lova mitentina 32 tapitrisa korona taminny nahafatesany. Tsy nanondro niza taminireo izay tokony handova azy mivantana izy tanatinny didim-pananana, fa ny nangatahany kosa dia ny hananganana andry iray misahana ny fanolorana fankasitrahana isan-taona ireo olona nahavita be ho anny zanakolombelona, ka nahafahana nanatsara sy nampiroborobo tokoa ny fahaizana teo aminny lafinny fandriampahalemana na fifandraisana ara-diplaomasia, ny literatiora, ny fizika, ny fitsaboana ary ny fizika.

                                     

2. Ny Loka

  • Loka Nobel anny haisoratra
  • Loka Nobel anny simia
  • Loka Nobel anny fizika
  • Loka Nobel anny toe-karena
  • Loka Nobel anny fandriampahalemana
  • Loka Nobel anny matematika
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →