Back

ⓘ Miratoerana



Miratoerana
                                     

ⓘ Miratoerana

Aminny fizika molakiolary sy aminny simia, tenenina hoe miratoerana ny atoma rehefa mitovy ny isanny prôtôna fa tsy ny isanny netirôna. Voatondro aminny isa atomika Z ny isanny prôtôna anatina vaonina. Mitovy isa Z ny miratoerana roa, fa samihafa ny lanjany A. Ny lanja dia tontalin isanny prôtôna sy ny tontalinny isanny netirôna. Ny mahasamihafa ny lanjanny miratoerana dia ny isanny netirôna N.

Ny mahasamihafa ny atôma miratoerana dia ny isanny netirônany, afatsy rehefa misy ionisation miova ny isanny elektirona

                                     

1. Fanoratana

Tononina aminny eva ara-tsimiany ny miratoerana, fenoina:

  • Aminny isa atômika Z apetraka any ambany ankavianilay eva.
  • Aminny isa mandanja azy lanja A isanny nucléon-nilay atôma apetraka any ambony ankavia, ary

Ny karbônina 14; soratana 6 14 C {\displaystyle {\begin{smallmatrix}{}_{\ 6}^{14}\mathrm {C} \end{smallmatrix}}} sy ny karbônina 12, soratana 6 12 C {\displaystyle {\begin{smallmatrix}{}_{\ 6}^{12}\mathrm {C} \end{smallmatrix}}} dia miratoeranny singa karbonina. Esorina ny isa atômika, satria miverina miaraka aminny eva simika.

Ny miratoerana misy matetika dia ny miratoeranny hidirôzenina, soratana tahakio fomba io: 2 H ho anny deuterium ary 3 H ho anny tritium ; azo ampiasaina koa ny eva D sy T araka ny lazainny UICPA, fa tsara ampiasaina ihany 2 H na 3 H satria samy miratoeranny hidirozenina izy ireo.

                                     

2. Toetra

Mitovy ny toetra alainny miratoerana satria mitovy ny isanny elektirôna sy ny prôtôna.

Saingy izy tsy mitovy lanja betsaka nohonny tokony misy ny isanny netirôna, samihafa ny lanja. Azo sarahina ny atôma tsotra sy ny atôma miratoerana aminny alalanny centrifugation.

Mety lasa radiôaktiva ny atôma noho ny isanny netirôna ao am-baoniny.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →