Back

ⓘ Ôksizenina



Ôksizenina
                                     

ⓘ Ôksizenina

Ny ôkzizenina dia zavatra manana lahatra atômika 8 ary manana eva O. Ny lanjanisam-bentin-kadiriny dia 1.429 kg/m 3

Ny ôkzizenina dia 8%-nny lanjanny ranomasina, 46%-nny lanjanny hoditany, 23.1%-nny lanjanny rivotra diôkzizenina, ôzôna.

Aminny hafanana sy tsindry antonony 25 °C, 1 Bar, etona diatômika ny fisehonny okzizenina, roanôkzizenina dioxygène ny anarany, manana raikipohy simika O 2. Io no lazaina hoe ôkzizenina anatinny soson-drivotranny tany.

Ny ôzônina indray telonokzizenina dia etona metastabla misy any aminny haambo 40-50 km any ho any, ary tantavaniny ny ankoatra ny volomparasy tonga eto an-tany. Hatry ny taona 1970, mihamihakatra ny habetsanny ôzônina ety ambany noho ny fandotoan-drivotra. Vokatry ny hotonny ôksidan-azôty avy aminny solika aminny andro mafana ny ôzônina, azy lasa ôzônina ilay ôksidan-azôty rehefa misy ankoatra ny volomparasy. Ratsy ho anny fahasalamana sy mampiharafesina ny ôzônina.

Na dia roanôksizenina aza ny 21%-nny rivotra aminny hadiry, 30%-nny rivotra ny lanjany taminny taona karbônifera, noho ny fisianny alan-ampangabe teo aminny Pangaia.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →