Back

ⓘ Jeôgrafia



                                               

Melanezia

I Melanezia dia iray amin ireo vondro-nosy telo lehibe ao amin ny Ôseana Pasifika, izay mamorona an i Ôseania. Ity famondronana ara-jeôgrafia ity dia toherin ny mpahay jeôgrafia sasany, nefa ampiasaina matetika izany sy ireo firenena voakasika. Ny anarana hoe Melanezia dia avy amin ny teny grika hoe μέλας / mélas, "mainty, sy ny hoe νῆσος / nễsos, "nosy", ka midika hoe "nosy mainty".

                                               

Morontsiraka

Ny morontsiraka dia tany mifanila amin ny faritry ny ranomasina na faritry ny ranomasimbe, ny moron-dranomasina ny mampifandray ny morontsiraka sy ny tany iray. Ny famerana ny sakan ny morontsiraka iray mankany anaty tany dia miankina amin ny lalàm-panjakana mifehy azy na amin ny fahefana ara-tsiansa, noho ny antony ara-pôlitika na ara-piarahamonina na ara-toekarena.

                                               

Tendrontany Avaratra

Ny Tendrontany Avaratra dia toerana ara-jeôgrafia any avaratra indrindra eto an-tany, any ampovoan ny renomasimbe Arktika manana halalina 4 261 m. Misy ranomandry foana eo aminy. Ny tendrontany avaratra dia tsy teboka iray tsy mihetsika, fa somary mivilavila tahaka ny tandrimo, ny tsingerim-potoana fihodinkodinany dia14 volana. Samihafa amin ny tendrontany araka anjan andriamby ny tendrontany ara-jeôgrafia, ny tendrontany araka anjan andriamby dia ivon-toerana itodihan ny tondroavaratra. Ny fizahana ny tendrontany avaratra dia nanomboka tamin ny 1908 tamin i Frederick Cook tonga tany tamin ...

                                               

Eorôpa Avaratra Andrefana

I Eorôpa Avaratra Andrefana dia ny ilany avaratra sy andrefani Eorôpa izay tsy manana famaritana mazava sy raikitra. Araka ny famaritana ara-jeôgrafia, i Eorôpa Avaratra Andrefana dia mahafaoka ani Irlandy, ny Fanjakana Mitambatra, i Belzika, i Nederlandy, i Alemaina Avaratra, i Loksemborga, ny tapany avaratra amini Frantsa, i Danemarka, i Nôrvezy, i Soeda ary i Islandy. I Finlandy sy i Alemaina Atsimo ary i Soisa dia matetika ampidirina ao amini Eorôpa Avaratra Andrefana, toraka izany koa i Aotrisy, na dia tsy matetika aza. Ny tapany atsimoni Frantsa kosa dia matetika tafiditra ao aminny ...

                                               

Lembalemba

Ny lembalemba dia endiky ny vohon ny tany izay manana haambo avo lokoa raha mitaha amin ny faritra manodidinba azy sady midadasika nefa tsy dia mikintoana loatra tsy tahaka ny tendrombohitra. Iray amin ireo endrika telo lehiben ny vohon ny tany ny lembalemba, ka ny roa hafa, dia ny tany lemaka sy ny tendrombohitra. Faritra ara-jeôgrafia ahitana renirano mikoriana any ambany lalina ny lembalemba, tsy tahaka ny tany lemaka izay ikorianan-rano saika mitovy haavo amin ny tany. Tsy dia mikintoana loatra ny vohon ny tany anelanelan-drenirano ao amin ny lembalemba, ka izay no iavahany amin ny ten ...

                                               

Fiteny finô-ogriana

Ny fiteny finô-ogriana dia fianakaviam-piteny tenenin ny olona ao Eorôpa, dia ny vahoaka finô-ogriana, ao amin ny faritra ara-jeôgrafia midadasika dia midadasika avy any amin ny Ranomasina Baltika sy avy any amin ny tapany avarar i Skandinavia hatrany Oural sy any Don. Ny isan ny mpiteny finô-ogriana dia 25 000 any ho any. Ny fiteny finô-ogriana sasany dia nanjavona tsy misy mpiteny intsony tamin ny taonjato faha-20 ary maro amin ireo fiteny ireo no tandindomim-pahafatesana. Iray amin ny sampana lehiben ny fianakaviam-piteny oraliana ireo fiteny finô-ogriana, ka ny sampana faharoa dia ireo ...

Jeôgrafia
                                     

ⓘ Jeôgrafia

I Ôseania dia fitambarani Aostralia sy ny nosy anarivony maro manodidina ao aminny faritra atsimonny ranomasimbe Pasifika. Ahitana firenena miisa 14 ny ao Ôseania. Manana velarana 8 523 655 km2 eo ny kontinentani Ôseania. Ny 90% nizay dia Aostralia. Izy no kontinenta kely indrindra eto an-tany.

                                     

1. Tendrombohitra

Tendrombohitra

Ny tendrombohitra dia endrika ara-soridrefitany hita amin ny vohontany miabo, hita ambon ny planety telorika Tany, Volana.

                                     

2. Ony sy renirano

Ony sy renirano eto Madagasikara

  • Nosivolo
  • Menarandra
  • Mangoky
  • Mahavavy
  • Onilahy
  • Tsiribihina
  • Ivoloina
  • Mananara Atsimo
  • Mananjary
  • Maevarano
  • Mandrare

Farihy eto Madagasikara

  • Farihy Tsimanampetsotsa
  • Farihy Fito
  • Farihy Sahaka
  • Farihy Ihotry
  • Farihy Itasy
  • Farihin Alaotra
                                     

2.1. Ony sy renirano Renirano

Ny renirano dia lakandrano natoraly nohadianny ranomamy. Ny toerana ipoiranny renirano dia atao hoe loharano ary ny toerana anariany ny ranony dia atao hoe vavarano. Ny vavarano dia mety ranomasina na farihy

                                     

2.2. Ony sy renirano Farihy

Ny farihy dia velarandrano misy eny anivonny kontinenta, ary matetika avy amina velarandranomandry. Ny ranonny farihy dia avy aminny renirano sy/na avy aminny fiakaranny rano avy ambaninny tany. Ny farihy ngeza indrindra dia lavaka nitranga avy aminny tany tresaka fay fa ny farihy sasany dia avy aminny fanentsemana ny lohasaha, na avy aminny daraboka. Ny farihy koa dia mety miforona ao anatinny lohasaha ao aorianny fananganana tohadrano. Ny farihy ambony toerana indrindra eto an-tany dia farihy iray eo aminny tendrombohitra Nevado Ojos des Salado. 6 345 m ny haambo misy ilay farihy eo aminny sisintan i Arjentina sy i Silia

                                     

2.3. Ony sy renirano Farihy eto Madagasikara

  • Farihy Tsimanampetsotsa
  • Farihy Fito
  • Farihy Sahaka
  • Farihy Ihotry
  • Farihy Itasy
  • Farihin Alaotra
                                     

3. Nosy sy saikanosy

Saikanosy

Ny saikanosy dia tany saika hodidinin-dranomasina nefa misy tapany mampitambatra azy aminny tany lehibe, nefa ny nosy dia voahodidina rano avokoa ny sisiny.

Nosy eto Madagasikara

  • Nosy Boraha
  • Nosy Mitsio
  • Nosy Mangiho
  • Nosy Manitse
  • Nosy Iranja
  • Nosy Be
  • Nosy Vao
  • Nosy Barren
  • Nosy Antsoha
  • Nosy Hara
  • Nosy Tanikely
  • Nosy Ve
  • Nosy Mangabe
                                     

3.1. Nosy sy saikanosy Nosy

Ny nosy dia tany kely na antonontonony hodidinin-drano tanteraka. Mety ho ranomasina na farihy na rano mandeha io rano manodidina azy io ary mety maharitra izany fisianny rano manodidina izany na tsia. Raha maromaro mifanakaiky sy mifaneritery izy dia atao hoe tamba-nosy.

                                     

3.2. Nosy sy saikanosy Saikanosy

Ny saikanosy dia tany saika hodidinin-dranomasina nefa misy tapany mampitambatra azy aminny tany lehibe, nefa ny nosy dia voahodidina rano avokoa ny sisiny.

                                     

3.3. Nosy sy saikanosy Nosy eto Madagasikara

  • Nosy Boraha
  • Nosy Mitsio
  • Nosy Mangiho
  • Nosy Manitse
  • Nosy Iranja
  • Nosy Be
  • Nosy Vao
  • Nosy Barren
  • Nosy Antsoha
  • Nosy Hara
  • Nosy Tanikely
  • Nosy Ve
  • Nosy Mangabe
                                     

4. Ranomasina sy ranomasimbe

Ranomasina

Ny ranomasina dia velaran-drano midadasika, manodidina kontinenta aminny ankapobeny, ary mahasarona faritra lehibe dia lehibe aminny velaranny tany manontolo.

Ranomasimbe

Ny ranomasimbe dia velarandrano masina masira lehibe dia lehibe sady lalina dia lalina tokony ho 4000 m, eo anelanelanny kontinenta roa na maromaro. Ny telo ampahefanny velaranny tany dia rakotra ranomasimbe avokoa.

Helodrano

Ny helodrano dia velaran-drano farihy na ranomasina mandroso anaty tany.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →