Back

ⓘ Mpanao tantara an-tsary malagasy



                                               

Ndrematoa

Rakotonomenjanahary Dieudonné no tena anarani Ndrematoa mpanao tantara an-tsary malagasy, teraka tamin’ny 16 oktobra, ny taona 1956 tao Antananarivo.

                                               

Tovo JHay

I Tovo JHay dia mpanankanto malagasy fantatra amin ny maha mpamorona, sy mpiangaly ny hiranny fo, araka ny maha hiranny fo azy izay dia ny fo avy hatrany no voadona rehefa hiantefanilay mozika, Manana fomba fihira tsy dia faheno sy fahita loatra teto Madagasikara indrindra eo amin ilay angola sy fihetsem-po rehefa mihira. ka somary vaovao taminny sofina teny am-piandohana, Misy ny tonga dia maka fy avy hatrany arakaraky ny fahatakaranny tsirairay ny mozika anefa, na dia hita ihany aza hoe miezaka ny tovolahy hanatsotra ny hira ataony mba ho voarain ny be sy ny maro. Artiste iray nametraka, ...

                                               

Active Member

Ny Mpikambana Mavitrika dia malaza grika hip-hop/ambany bap tarika fantatra noho ny politika songwriting. Ity ny tarika iray izay navoaka voalohany grika hip-hop album. Aminizao fotoana izao izany dia ahitana ny B. D. Foxmoor sy Sadahzinia.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →