Back

ⓘ Jeômetria



                                               

Eoklida

I Eoklida izay niaina taminny taonjato fahatelo talohani JK, dia mpanao matematika grika taloha izay lazaina fa rainny jeômetria ary izay malaza aminny algôritma noforoniny.

                                               

Aljebra

Ny Aljebra dia rantsanny Matematika mandinika ny tao sy fanorenana sy ny konsepta avy aminy, toy ny maromiantoana, fampirimana sy rafitra aljebrika. Miaraka aminny jeômetria, ny fandinihana, ny anatoerana, ny fangaro ary ny teorianny isa, ny aljebra dia anisanny rantsanny matematika madio. Ny anjaranny aljebra lazaina hoe fotonny aljebra dia matetika ianarana any am-pianarana.

                                               

Famoaham-peo

Ny famoaham-peo dia zavatra ampiasaina mba hamadika ny kaika elektrika ho feo aminny alalanny hovitrovitry ny fono vokatry ny hovitrovitry ny antsody mipetaka aminy. Ny hovitrovitry ny famoaham-peo dia avy aminny andriamby sy ny antsody mifanakaiky ary manome saha elektrômanetika mifanohitra aminny tanjonny andriamby. Io fifanoherananny sahanny andriamby sy ny antsody io dia mampisy hovitrovitra, ary io hovitrovitra lazaina io no mamoaka feo. Ny hahery ny feo dia arakaraky ny fihovitrovitry ny fono mikasika ilay antsody, rehefa matanjaka ny aratra miampita ilay antsody, dia vao mesa mafy n ...

                                               

Pi

Ny isa Pi, soratana aminny litera grika π, dia mpanohatra mitovy sanda aminny savaivo sy aminny refim-paribolana. Ny sandanny isa π​​ dia boriborina ho 3.14 na 3.141.

                                               

Dimilafy

Ny dimilafy dia karazana endrika iray manana lafy dimy. Antsoina hoe dimimira izay dimilafy manana lafy dimy mitovy halava.

Efa-joro
                                               

Efa-joro

t no iantsoana ny halavanny lafy iray. Ny refinny manodidina P: P = 4 t {\displaystyle P=4t\,} Ny velarana A dia ny halavanny lafy iray toradroa: A = t 2. {\displaystyle A=t^{2}.\,}

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →