Back

ⓘ Mozika malagasy



                                               

Mozika malagasy

Salegy Ny salegy dia mozika sy dihy avy ao Madagasikara izay nipoitra avy aminny faritra avaratra sy avaratra andrefani Madagsikara. Baoejy Ny baoejy na bahoejy dia karazana mozika avy ao Madagasikara. Any avaratri Madagasikara, indrindra ny faritra Sofia no tena mampalaza ny baoejy ary efa miparitaka eranny nosy. Ny zavamaneno miaraka aminy dia ny angorodao sy ny kabosy ary ny hazolahy. Efa misy koa ny mpanakanto no mitendry baoejy aminny gitara. Kilalaky Ny kilalaky dia mozika avy any aminny faritra atsimo andrefan i Madagasikara. Tsapiky Ny tsapiky dia mozika malagasy avy any aminny far ...

                                               

Afindrafindrao

Ny afindrafindrao dia dihy malagasy vokatry ny fakan-tahaka ny dihy vazaha atao hoe quadrille izay dihiezina aminny mozika malagasy, matetika tanterahinolo-maro mandeha tsiroaroa, lahy sy vavy, ka ny vavy eo aloha fa ny lahy ao aoriana mihazona ny tananny vavy toa mampiana-mandeha azy. Taminny vanimpotoana faha mpanjaka dia dihinny tandapa ny afindrafindrao, ankehitriny ny lanonanny Malagasy lazaina fa "mahalala" rehetra dia tsy maintsy manomboka aminny afindrafindrao,na eto Madagasikara na any ivelany. Ny zavamaneno ampiasaina indrindra taminizany fotoana izany dia ny angorodao sy ny harm ...

                                               

Makoa (malagasy)

Ny Makoa dia foko malagasy monina ao amin ny morontsiraka avaratra andrefan i Madagasikara. Ny mponina ao ampovoan-tanin i Madagasikara dia miantso azy ireo hoe Masombika. Taranak olona banto namidy ho andevo aty Madagasikara ny ankamaroan izy ireo, izay nentin ny mpivarotra andevo avy any Môzambika nankanty Madagasikara tamin ny taonjato faha-18. Na dia mihazona ny maha izy azy manokana aza ny Makoa eto Madagasikara dia matetika mifangaro amin ny Vezo. Eo aminny 1 %n ny mponin i Magadasikara ny Makoa. Amin ny ankapobeny dia lava kokoa noho ny ankamaroan ny Malagasy ny Makoa, ka noho izany ...

                                               

Famadihana

Isanny fomban-drazana iray mampiavaka ny Malagasy ny f amadihana, izay antsoina koa hoe famonosan-damba. Ny famadihana dia fety atokanny Malagasy hahatsiarovana ireo efa maty. Anehoana ny fifandraisana mbola misy eo aminny velona sy ny maty izy, izany hoe anehoana ny fanajàna sy fanomezana hasina ny razana. Atao aminizany ihany koa ny fangataham-pitahiana aminny razana. Tsy vitanny hoe hahatsiarovana izy io, fa indrindra ahazoana miverina mikasika ireo efa maty. Fotoana ahazoanny fianakaviana mifankahita koa izy io.

                                               

Rossy

I Paul Bert Rahasimanana na i Rossy dia mpihira sy mpitendry mozika malagasy teraka taminny 20 septambra 1960. Milalao zavamaneno maro izy ary angorodao no tena ahafantarana azy. Nanangana ny tarika mitondra ny anarana koa hoe Rossy ; tarika manavao sy mitahiry ny vako-drazana malagasy ary efa nanandratra avo ny kolotsaina malagasy teo aminny sehatra iraisam-pirenena.

                                               

Zalenn

Zalenn, tena anarany Christophe Zanellato, teraka taminny 13 aprily 2000 Tany Toamasina, avy amina reny malagasy sy raim-pianakaviana italianina. Izy, mpamorona ary mpamokatra mozika.

                                               

Njakatiana

I Njakatiana na Raharisoa Njakatiana no tena anarany dia mpihira malagasy,teraka ny 07 jiona 1968. Nanomboka niditra teo aminny sehatry ny kanto taminny taona 1992 ary nivoy hatrany ny kanto sy ny maha-malagasy. Nankalaza ny faha-15 taona nihirany izy taminny 2007. filohanny malagasy mozika sosialy.

                                               

Apost

Apost dia tarika malagasy mianagaly ny mozika hard rock. Apostoly Rock no anarany tany am-piandohana ary nafohezina hoe Apost izay ahalalanny besinimaro azy.

Jaojoby
                                               

Jaojoby

I Eusèbe Jaojoby dia mpihira, mandihy malagasy teraka ny 29 Jolay 1955 tany Ambohangibe 51 km miala ani Sambava aminny tany Betsimisaraka. Tany Antsiranana izy no nipetraka nanomboka ny taona 1970, ary milalao mozika ao aminny bar Le Saïgonnais miaraka aminny tarika Los Matadores.

                                               

Hazolahy

Ny hazolahy dia karazana amponga fahita ao Madagasikara. Ny hazolahy dia "amponga fampiasa amin ny lanonan-dehibe, na alohan ny kabarin ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin ny Ntaolo; fady amin ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an ny tafika ny mampiasa ny hazolahy".

Salegy
                                               

Salegy

Mister Rotsirotsy Vaiavy Chila IO Anay Joacin-tapaka Arsène Félix Lazard Fredy de Majunga Jaojoby Dady love Gérard Tsapalôko Tianjama Paskaal Japhet Dr J. B. and the Jaguars Anziza Salema Wawa Mily Clément Ninie Doniah Jaojoby Junior Olga del Madagascars Fenoamby

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →